Luke 11:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha i Satana koa aza no miady an-trano, ahoana no haharetan’ny fanjakany? Fa hoy ianareo: Amin’ny alalan’i Belzeboba no androahako ny demonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka raha miady an-trano àry i Satana, ahoana no haharetan’ny fanjakany? satria lazainareo fa i Belzeboba no androahako ny demony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha mifanao an-kolafiny ry i Satàna, ahoana no mbola haharetan’ny fanjakany? Ianareo manko milaza hoe fahefana avy amin’i Belzeboba no androahako ny demony.
Malagasy Bible 1865
Ary raha Satana koa aza no miady an-trano, ahoana no haharetan'ny fanjakany? Fa hoy ianareo: Belzeboba no amoahako ny demonia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha i Satana koa aza no miady an-trano, ahoana no haharetan’ny fanjakany? Fa hoy ianareo: Amin’ny alalan’i Belzeboba no androahako ny demonia.
malagasy
Ary raha Satana koa aza no miady an-trano, ahoana no haharetan'ny fanjakany? Fa hoy ianareo: Belzeboba no amoahako ny demonia.