Luke 11:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha Izaho mandroaka demonia amin’ny alalan’i Belzeboba dia amin’ny alalan’iza kosa no androahan’ny zanakareo azy? Koa amin’izany dia ho mpitsara anareo ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha amin’ny herin’i Belzeboba àry no androahako ny demony, amin’ny herin’iza kosa no androahan’ny zanakareo azy? Koa izy ireo ihany no ho mpitsara anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha hoe fahefana avy amin’i Belzeboba tokoa no androahako ny demony, mba fahefana avy amin’iza kosa no androahan’ny mpomba anareo azy? Noho izany dia ireo mpomba anareo ihany no hanameloka anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha Izaho mamoaka demonia amin'ny herin'i Belzeboba, dia amin'ny herin'iza kosa no amoahan'ny zanakareo azy? koa amin'izany dia ho mpitsara anareo ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha Izaho mandroaka demonia amin’ny alalan’i Belzeboba dia amin’ny alalan’iza kosa no androahan’ny zanakareo azy? Koa amin’izany dia ho mpitsara anareo ireo.
malagasy
Fa raha Izaho mamoaka demonia amin'ny herin'i Belzeboba, dia amin'ny herin'iza kosa no amoahan'ny zanakareo azy? koa amin'izany dia ho mpitsara anareo ireo.