Luke 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izy taminy: Raha mivavaka ianareo dia ataovy hoe: Ray ô, hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: Raha mivavaka ianareo, manaova hoe: Ray ô, hohamasinina anie ny Anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Izao àry no atao rehefa mivavaka ianareo: «Ray ô, hohamasinina anie ny anaranao; ho tonga anie ny Fanjakanao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Raha mivavaka ianareo, dia ataovy hoe: Ray ô hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izy taminy: Raha mivavaka ianareo dia ataovy hoe: Ray ô, hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Raha mivavaka ianareo, dia ataovy hoe: Ray ô hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao. [ Na: Rainay Izay any an-danitra] [ Ampio hoe: (Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra)]