Luke 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny rantsantanan’Andriamanitra no androahako ny demonia dia efa tonga aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ny rantsan-tanan’Andriamanitra no androahako ny demony, dia efa tonga aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha Izaho dia ny herin’Andriamanitra mihitsy no androahako ny demony ary miharihary amin’izany fa efa eto aminareo ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny rantsan-tànan'Andriamanitra no amoahako ny demonia, dia tonga aminareo tokoa ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny rantsantanan’Andriamanitra no androahako ny demonia dia efa tonga aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Fa raha ny rantsan-tànan'Andriamanitra no amoahako ny demonia, dia tonga aminareo tokoa ny fanjakan'Andriamanitra.