Luke 11:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny mahery mivonona amin’ny fiadiany no miaro ny tranony dia tsy haninona ny fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha lehilahy matanjaka sy àry fiadiana tsara no miambina ny tranony, dia voaaro ny fananany rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha olona matanjaka sady tsara fiadiana no miambina ny tranony, dia voaaro ny fananany.
Malagasy Bible 1865
Raha ny mahery mivonona amin'ny fiadiany no miaro ny tranony, dia tsy haninona ny fananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny mahery mivonona amin’ny fiadiany no miaro ny tranony dia tsy haninona ny fananany.
malagasy
Raha ny mahery mivonona amin'ny fiadiany no miaro ny tranony, dia tsy haninona ny fananany.