Luke 11:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha avy kosa izay mahery noho izy ka mandresy azy dia alainy ny fiadiany rehetra izay nitokiany, ary izay azony ho babo dia zarainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha tonga kosa ny mahery noho izy ka mandresy azy, dia sady hahalasa ny fiadiany rehetra izay nitokiany no hizara izay nobaboiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha matanjaka noho izy kosa no tonga ka mandresy azy, dia io no haka ny fiadiana rehetra nitokiany ary handroba sy hizara ny fananany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha avy kosa izay mahery noho izy ka mandresy azy, dia alainy ny fiadiany rehetra izay nitokiany, ary izay azony ho babo dia zarainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha avy kosa izay mahery noho izy ka mandresy azy dia alainy ny fiadiany rehetra izay nitokiany, ary izay azony ho babo dia zarainy.
malagasy
Fa raha avy kosa izay mahery noho izy ka mandresy azy, dia alainy ny fiadiany rehetra izay nitokiany, ary izay azony ho babo dia zarainy.