Luke 11:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga izy dia hitany fa voafafa sy voalamina ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tonga izy dia mahita azy voadio sy voaravaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary iny tokoa izy miverina ka mahita ilay tranony teo aloha voafafa sy voalamina tsara.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga izy, dia hitany fa voafafa sy voavoatra ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga izy dia hitany fa voafafa sy voalamina ny trano.
malagasy
Ary nony tonga izy, dia hitany fa voafafa sy voavoatra ny trano.