Luke 11:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nilaza izany Jesosy dia nisy vehivavy iray teo amin’ny vahoaka niantso ka niteny taminy hoe: Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nilaza izany Izy, dia nisy vehivavy anankiray niantso teo afovoan’ny vahoaka ka nanao taminy hoe: «Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nilaza izany i Jesoa, dia nisy vehivavy anankiray teo afovoan’ny vahoaka nanandra-peo nanao taminy hoe: –Sambatra izay reny nitondra Anao tao an-kibony sy nampinono Anao!
Malagasy Bible 1865
Ary raha nilaza izany Jesosy, dia nisy vehivavy anankiray teo amin'ny vahoaka niantso ka nanao taminy hoe: Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nilaza izany Jesosy dia nisy vehivavy iray teo amin’ny vahoaka niantso ka niteny taminy hoe: Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao.
malagasy
Ary raha nilaza izany Jesosy, dia nisy vehivavy anankiray teo amin'ny vahoaka niantso ka nanao taminy hoe: Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao.