Luke 11:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy: Sambatra kokoa izay mandre ny tenin’Andriamanitra ka mitandrina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fa vao mainka sambatra aza, hoy i Jesoa, izay mihaino ny tenin’Andriamanitra ka mitandrina azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa: –Vao mainka sambatra aza ireo mihaino ny tenin’Andriamanitra ka mitandrina azy!
Malagasy Bible 1865
Fa Izy nanao hoe: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy: Sambatra kokoa izay mandre ny tenin’Andriamanitra ka mitandrina izany.
malagasy
Fa Izy nanao hoe: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany.