Luke 11:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niangona ny vahoaka betsaka dia nilaza Izy hoe: Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. Mitady famantarana izy; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitangorona betsaka ny vahoaka, dia nilazany hoe: «Taranaka ratsy ity taranaka ity; mitady famantarana izy, nefa tsy homena afa-tsy ny famantaran’i Jônasy mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihamaro hatrany kosa ny vahoaka tafangona ka niteny i Jesoa nanao hoe: –Ratsy fanahy ny olona ankehitriny: mitady famantarana nefa tsy homena famantarana afa-tsy ilay momba an’i Jônà mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niangona ny vahoaka betsaka, dia nilaza hoe Izy: Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. Mitady famantarana izy; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin'i Jona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niangona ny vahoaka betsaka dia nilaza Izy hoe: Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. Mitady famantarana izy; nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona;
malagasy