Luke 11:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tahaka an’i Jona, izay famantarana tamin’ny Ninivita, dia ho toy izany koa ny Zanak’Olona amin’ity taranaka ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tahaka ny naha-famantarana an’i Jônasy tamin’ny olona tany Niniva no haha-famantarana ny Zanak’olona koa amin’ity taranaka ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Famantarana ho an’ireo mponina tao Ninive manko i Jônà; toy izany koa, ho famantarana ho an’ny olona ankehitriny ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka an'i Jona izay famantarana tamin'ny Ninivita, dia ho toy izany koa ny Zanak'olona amin'ity taranaka ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tahaka an’i Jona, izay famantarana tamin’ny Ninivita, dia ho toy izany koa ny Zanak’Olona* amin’ity taranaka ity.
malagasy
Fa tahaka an'i Jona izay famantarana tamin'ny Ninivita, dia ho toy izany koa ny Zanak'olona amin'ity taranaka ity.