Luke 11:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity amin’ny andro fitsarana ny olona tany Ninive ka hanameloka azy, fa izy ireo dia nibebaka tamin’ny nitorian’i Jona teny; nefa indro, misy lehibe noho i Jona eto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity ny olona tany Niniva amin’ny andro fitsarana ka hanameloka azy, satria nibebaka tamin’ny toritenin’i Jônasy izy ireny, nefa indro misy mihoatra noho i Jônasy eto.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro fitsarana, dia hitsangana manoloana ny olona ankehitriny ireo mponina tao Ninive ka hanameloka azy; fa niala tamin’ny toe-dratsy ireo mponina tao Ninive nony nandre ny toritenin’i Jônà! Indro anefa misy mihoatra noho i Jônà eto!
Malagasy Bible 1865
Ny olona tany Ninive hiara-mitsangana amin'ity taranaka ity amin'ny andro fitsarana ka hanameloka azy, fa izy nibebaka tamin'ny nitorian'i Jona teny; nefa, indro, misy lehibe noho Jona eto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity amin’ny andro fitsarana ny olona tany Ninive ka hanameloka azy, fa izy ireo dia nibebaka tamin’ny nitorian’i Jona teny; nefa indro, misy lehibe noho i Jona eto.
malagasy
Ny olona tany Ninive hiara-mitsangana amin'ity taranaka ity amin'ny andro fitsarana ka hanameloka azy, fa izy nibebaka tamin'ny nitorian'i Jona teny; nefa, indro, misy lehibe noho Jona eto.