Luke 11:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny masonao no jiron’ny tena; koa raha tsara ny masonao dia mazava ny tenanao manontolo; fa raha ratsy izany dia maizina koa ny tenanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maso no jiron’ny tenanao, ka raha tsara ny masonao dia hazava ny tenanao rehetra; fa raha ratsy kosa izy, dia ho maizina koa ny tenanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny masonao no toy ny jiron’ny tenanao; raha mahiratra ny masonao, dia mazava koa ny tenanao manontolo; fa raha jamba kosa ny masonao, dia maizina koa ny tenanao.
Malagasy Bible 1865
Ny masonao no jiron'ny tena; koa raha tsara ny masonao, dia mazava ny tenanao rehetra; fa raha ratsy izy, dia maizina koa ny tenanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny masonao no jiron’ny tena; koa raha tsara ny masonao dia mazava ny tenanao manontolo; fa raha ratsy izany dia maizina koa ny tenanao.
malagasy
Ny masonao no jiron'ny tena; koa raha tsara ny masonao, dia mazava ny tenanao rehetra; fa raha ratsy izy, dia maizina koa ny tenanao.