Luke 11:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tandremo mba tsy ho maizina ny mazava izay ao anatinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tandremo àry fandrao zary haizina ny fahazavana ao anatinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo àry mba tsy hanjary haizina ilay hazavana ao aminao.
Malagasy Bible 1865
Koa tandremo, fandrao maizina ny mazava izay ao anatinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tandremo mba tsy ho maizina ny mazava izay ao anatinao.
malagasy
Koa tandremo, fandrao maizina ny mazava izay ao anatinao.