Luke 11:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany, raha mazava ny tenanao manontolo ka tsy misy faritra maizina, dia hazava avokoa izy manontolo, tahaka ny jiro raha mirehitra tsara ka manazava anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha ao amin’ny mazava tsy mifangaro haizina ny tenanao manontolo, dia hazava avokoa izy rehetra, mova tsy ny hazavain’ny jiro tsara firehitra ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, raha tarafin’ny hazavana ny tenanao manontolo fa tsy misy ilany maizina, dia hazava tanteraka araka izany toy ny hazavain’ny jiro mamirapiratra.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany, raha mazava ny tenanao rehetra, ka tsy misy maizina, dia hazava avokoa izy rehetra, tahaka ny jiro raha mirehitra tsara ka manazava anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany, raha mazava ny tenanao manontolo ka tsy misy faritra maizina, dia hazava avokoa izy manontolo, tahaka ny jiro raha mirehitra tsara ka manazava anao.
malagasy
Ary amin'izany, raha mazava ny tenanao rehetra, ka tsy misy maizina, dia hazava avokoa izy rehetra, tahaka ny jiro raha mirehitra tsara ka manazava anao.