Luke 11:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niteny Jesosy dia nisy Fariseo nanasa Azy hisakafo ao aminy; dia niditra Izy ka nipetraka nisakafo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niteny Izy, dia nisy Farisianina anankiray nanasa Azy hisakafo ao aminy, ka niditra Izy dia nipetraka nihinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy niteny i Jesoa, dia nasain’ny Farisianina anankiray hisakafo any an-tranony. Nandroso i Jesoa ary nipetraka hihinana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niteny Jesosy, dia nisy Fariseo nampiantrano Azy hisakafo ao aminy; dia niditra Izy ka nipetraka nihinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niteny Jesosy dia nisy Fariseo* nanasa Azy hisakafo ao aminy; dia niditra Izy ka nipetraka nisakafo.
malagasy
Ary raha mbola niteny Jesosy, dia nisy Fariseo nampiantrano Azy hisakafo ao aminy; dia niditra Izy ka nipetraka nihinana.