Luke 11:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia gaga ilay Fariseo, raha nahita, fa tsy nisasa Izy talohan’ny sakafo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa velona eritreritra ilay Farisianina nahita ity Izy tsy nisasa alohan’ny hihinana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Gaga ilay Farisianina nahita Azy tsy nisasa tanana talohan’ny sakafo.
Malagasy Bible 1865
Fa gaga ilay Fariseo, raha nahita fa tsy nisasa Izy vao nihinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia gaga ilay Fariseo, raha nahita, fa tsy nisasa Izy talohan’ny sakafo.
malagasy
Fa gaga ilay Fariseo, raha nahita fa tsy nisasa Izy vao nihinana.