Luke 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mamelà ny helokay; fa izahay koa dia mamela izay rehetra meloka aminay. Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avelao ny fahotanay, fa izahay koa mamela izay rehetra nanao ratsy taminay. Ary aza avelanao ho resin’ny fitaoman-dratsy izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary avelao ny fahotanay; dia izany koa no amelanay izay rehetra meloka taminay. Ary aza avela ho azon’ny fakampanahy izahay.»
Malagasy Bible 1865
Ary mamelà ny helokay; fa izahay koa mamela izay rehetra meloka aminay. Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mamelà ny helokay; fa izahay koa dia mamela izay rehetra meloka aminay. Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy.
malagasy
Ary mamelà ny helokay; fa izahay koa mamela izay rehetra meloka aminay. Ary aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy. Ampio hoe: [fa manafaha anay amin'ny ratsy].