Luke 11:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry adala! Tsy Izay nanao ny ivelany va no nanao ny atiny koa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry adala, moa izay manao ny vohony tsy nanao ny atiny koa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misaina ianareo! Moa tsy ilay Andriamanitra nanao ny etỳ ivelany ve no nanao ny ao anatiny koa?
Malagasy Bible 1865
Ry adala! Tsy izay nanao ny vohony va no nanao ny atiny koa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry adala! Tsy Izay nanao ny ivelany va no nanao ny atiny koa?
malagasy
Ry adala! Tsy izay nanao ny vohony va no nanao ny atiny koa?