Luke 11:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny zavatra ao anatiny no omeo ho fiantrana, dia indro, ho madio ho anareo ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao ihany e: manaova fiantrana araka izay anananareo, dia hadio ho anareo ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaova asa fiantrana araka izay anananareo, dia hadio aminareo ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny zavatra eo anatiny no aoka homenareo ho fiantrana, dia, indro, madio ho anareo ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny zavatra ao anatiny no omeo ho fiantrana, dia indro, ho madio ho anareo ny zavatra rehetra.
malagasy
Fa ny zavatra eo anatiny no aoka homenareo ho fiantrana, dia, indro, madio ho anareo ny zavatra rehetra.[Na: Manaova fiantrana araka izay azonareo atao]