Luke 11:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozanareo, Fariseo! Fa tia ny toerana eny aloha ao amin’ny sinagoga sy ny fiarahabana any an-tsena ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ianareo, ry Farisianina, fa tia ny toerana voalohany ao amin’ny sinagoga sy ny arahaba eny an-kianja ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampalahelo ianareo, ry Farisianina! Fa tianareo ny mipetraka eny aloha ao amin’ny sinagôga ary ny arahabain’ny olona eny an-kianja.
Malagasy Bible 1865
Lozanareo, Fariseo! fa tia ny fipetrahana aloha ao amin'ny synagoga sy ny fiarahabana any an-tsena ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozanareo, Fariseo! Fa tia ny toerana eny aloha ao amin’ny sinagoga* sy ny fiarahabana any an-tsena ianareo.
malagasy
Lozanareo, Fariseo! fa tia ny fipetrahana aloha ao amin'ny synagoga sy ny fiarahabana any an-tsena ianareo.