Luke 11:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozanareo, fa ianareo dia tahaka ny fasana tsy misy hahafantarana azy ka tsy fantatry ny olona izay manitsaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ianareo, fa toy ny fasana tsy hita ianareo, ka hitsahin’ny olona fa tsy fantany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampalahelo ianareo, fa toy ny fasana tsy misy famantarana ka voahitsakitsaky ny olona tsy ampoiziny.
Malagasy Bible 1865
Lozanareo, fa ianareo dia tahaka ny fasana tsy hita, ka tsy fantatry ny olona izay manitsaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozanareo, fa ianareo dia tahaka ny fasana tsy misy hahafantarana azy ka tsy fantatry ny olona izay manitsaka azy.
malagasy
Lozanareo, fa ianareo dia tahaka ny fasana tsy hita, ka tsy fantatry ny olona izay manitsaka azy.