Luke 11:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny iray tamin’ireo mpahay lalàna Taminy: Mpampianatra ô, raha miteny izany Ianao, dia manala baraka anay koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny ny mpampiana-dalàna anankiray ka nanao taminy hoe: «Ry Mpampianatra ô, raha izany no ataonao, dia manala baraka anay koa Ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Jesoa kosa ny anankiray amin’ny mpahay lalàna nanao hoe: –Mpampianatra ô, izahay koa dia alànao baràka amin’izany teninao izany?
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'ny mpahay lalàna namaly ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, raha miteny izany Hianao, dia manala baraka anay koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny iray tamin’ireo mpahay lalàna Taminy: Mpampianatra ô, raha miteny izany Ianao, dia manala baraka anay koa.
malagasy
Ary ny anankiray tamin'ny mpahay lalàna namaly ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, raha miteny izany Hianao, dia manala baraka anay koa.