Luke 11:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy: Lozanareo, mpahay lalàna koa! Fa mampitondra entana sarotra entina ny olona ianareo, nefa tsy mikasika izany entana izany akory ianareo na dia amin’ny rantsantananareo iray aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa: «Mila loza ianareo, ry mpampianatra ny Lalàna, fa mampitondra ny tsy zaka ny olona ianareo, nefa na dia ny rantsan-tananareo iray aza tsy akasikareo an’izany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa: –Mampalahelo koa ianareo, ry mpahay lalàna! Fa vesaranareo entan-tsy zaka ny olona, nefa na dia anankiray amin’ny rantsan-tananareo aza tsy akasikareo an’izany akory!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy: Lozanareo, mpahay lalàna koa! fa mampitondra ny olona entana sarotra entina ianareo, nefa tsy manendry izany entana izany akory ianareo, na dia amin'ny rantsan-tananareo iray aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy: Lozanareo, mpahay lalàna koa! Fa mampitondra entana sarotra entina ny olona ianareo, nefa tsy mikasika izany entana izany akory ianareo na dia amin’ny rantsantananareo iray aza.
malagasy
Fa hoy Jesosy: Lozanareo, mpahay lalàna koa! fa mampitondra ny olona entana sarotra entina ianareo, nefa tsy manendry izany entana izany akory ianareo, na dia amin'ny rantsan-tananareo iray aza.