Luke 11:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozanareo! Fa manorina ny fasan’ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ianareo, fa manao fasana ho an’ny mpaminany ianareo, kanefa ny razanareo ihany no namono azy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampalahelo ianareo, fa anaovanareo rarivato ny fasan’ireo mpaminany izay novonoin’ny razanareo.
Malagasy Bible 1865
Lozanareo! fa manao ny rarivatom-pasan'ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozanareo! Fa manorina ny fasan’ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy ireny.
malagasy
Lozanareo! fa manao ny rarivatom-pasan'ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy.