Luke 11:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia vavolombelona ianareo ka mankasitraka ny asan’ny razanareo; fa izy ireny no namono azy, ary ianareo kosa dia manorina ny fasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitsangan-ko vavolombelona sy mpankasitraka ny nataon’ny razanareo ianareo, fa izy moa namono ny mpaminany, ianareo kosa manao fasana ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenanareo ihany no vavolombelona manambara fa sitrakareo ny nataon’ny razanareo: ny razanareo moa namono, ianareo kosa manao rarivato.
Malagasy Bible 1865
Dia vavolombelona ianareo ka manaiky ny asan'ny razanareo; fa izy no namono azy, ary ianareo kosa manao ny rarivatom-pasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia vavolombelona ianareo ka mankasitraka ny asan’ny razanareo; fa izy ireny no namono azy, ary ianareo kosa dia manorina ny fasany.
malagasy
Dia vavolombelona ianareo ka manaiky ny asan'ny razanareo; fa izy no namono azy, ary ianareo kosa manao ny rarivatom-pasany.