Luke 11:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no nilazan’ny fahendren’Andriamanitra hoe: Haniraka mpaminany sy Apostoly ho any aminy Aho, koa ny sasany dia hovonoiny, ary ny sasany dia henjehiny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nanaovan’ny Fahendren’Andriamanitra hoe: Haniraka mpaminany sy apôstôly ho any aminy Aho, ka ny sasany hovonoiny ary ny sasany hoenjehiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no efa nitenenan’Andriamanitra araka ny fahendreny hoe: «Haniraka mpaminany sy apôstôly any aminy Aho: ka ny sasany amin’ireny hovonoiny ary ny sasany hoenjehiny.»
Malagasy Bible 1865
Koa izany no nanambaran'ny fahendren'Andriamanitra hoe: Haniraka mpaminany sy apostoly ho any aminy Aho, ka ny sasany hovonoiny, ary ny sasany henjehiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no nilazan’ny fahendren’Andriamanitra hoe: Haniraka mpaminany sy Apostoly ho any aminy Aho, koa ny sasany dia hovonoiny, ary ny sasany dia henjehiny,
malagasy
Koa izany no nanambaran'ny fahendren'Andriamanitra hoe: Haniraka mpaminany sy apostoly ho any aminy Aho, ka ny sasany hovonoiny, ary ny sasany henjehiny,