Luke 11:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa Jesosy taminy: Iza moa aminareo no manana sakaiza izay hankeo aminy mamatonalina ka hilaza aminy hoe: Ry sakaiza, ampisambory mofo telo aho;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy indray koa Izy taminy: «Raha misy aminareo manan-tsakaiza mankao aminy misasaka alina ka manao aminy hoe: ‹Ry sakaiza, ampisambory mofo telo aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray i Jesoa tamin’ireto mpianany: –Aoka hataontsika hoe misy aminareo midodododo amin-kavana misasakalina ka mitaraina aminy hoe: «Rahavako ô, mba ampisambory mofo telo aho,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Iza moa aminareo no manana sakaiza, izay hankeo aminy mamatonalina ka hanao aminy hoe: Ry sakaiza, ampisambory mofo telo aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa Jesosy taminy: Iza moa aminareo no manana sakaiza izay hankeo aminy mamatonalina ka hilaza aminy hoe: Ry sakaiza, ampisambory mofo telo aho;
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Iza moa aminareo no manana sakaiza, izay hankeo aminy mamatonalina ka hanao aminy hoe: Ry sakaiza, ampisambory mofo telo aho;