Luke 11:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hadinina amin’ity taranaka ity ny ran’ny mpaminany rehetra izay nalatsaka hatramin’ny nanorenana izao tontolo izao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hampamoahina an’ity taranaka ity avokoa ny ran’ny mpaminany rehetra izay nalatsaka hatramin’ny nahariana an’izao tontolo izao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hanadinan’Andriamanitra ny olona ankehitriny ireo mpaminany rehetra izay nalatsa-dra hatramin’ny nahariana izao tontolo izao,
Malagasy Bible 1865
mba hadinina amin'ity taranaka ity ny ran'ny mpaminany rehetra izay nalatsaka hatramin'ny nanorenana izao tontolo izao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hadinina amin’ity taranaka ity ny ran’ny mpaminany rehetra izay nalatsaka hatramin’ny nanorenana izao tontolo izao,
malagasy
mba hadinina amin'ity taranaka ity ny ran'ny mpaminany rehetra izay nalatsaka hatramin'ny nanorenana izao tontolo izao,