Luke 11:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hatramin’ny ran’i Abela ka hatramin’ny ran’i Zakaria, izay novonoina teo anelanelan’ny alitara sy ny tempoly. Eny, lazaiko aminareo fa hadinina amin’ity taranaka ity izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hatramin’ny ran’i Abela ka hatramin’ny ran’i Zakaria izay novonoina tanelanelan’ny ôtely sy ny Tempoly. Eny, lazaiko aminareo fa hampamoahina an’izany tokoa ity taranaka ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanomboka tamin’i Abela ka niafara tamin’i Zakarià ilay novonoina teo anelanelan’ny alitara fisoronana sy ny Toeramasina. Eny, hoy Aho aminareo, hanadinan’Andriamanitra ny olona ankehitriny avokoa izany.
Malagasy Bible 1865
dia hatramin'ny ran'i Abela ka hatramin'ny ran'i Zakaria, izay novonoina teo anelanelan'ny alitara sy ny tempoly. Eny, lazaiko aminareo marina tokoa fa hadinina amin'ity taranaka ity izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hatramin’ny ran’i Abela ka hatramin’ny ran’i Zakaria, izay novonoina teo anelanelan’ny alitara sy ny tempoly. Eny, lazaiko aminareo fa hadinina amin’ity taranaka ity izany.
malagasy
dia hatramin'ny ran'i Abela ka hatramin'ny ran'i Zakaria, izay novonoina teo anelanelan'ny alitara sy ny tempoly. Eny, lazaiko aminareo marina tokoa fa hadinina amin'ity taranaka ity izany.