Luke 11:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozanareo, mpahay lalàna satria nalainareo ny fanalahidin’ny fahalalana; ianareo dia tsy niditra ary izay te hiditra dia nosakananareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ianareo, ry mpampianatra ny Lalàna, fa nalainareo ny fanalahidin’ny fahalalana, ka ianareo tsy niditra, ny te hiditra nosakananareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampalahelo ianareo, ry mpahay lalàna! Fa nalainareo ny fanalahidin’ny fahalalàna: ianareo moa tsy miditra ary izay te hiditra sakananareo.
Malagasy Bible 1865
Lozanareo, mpahay lalàna! satria nalainareo ny fanalahidin'ny fahalalana; ianareo tsy niditra, ary izay te-hiditra dia nosakananareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozanareo, mpahay lalàna satria nalainareo ny fanalahidin’ny fahalalana; ianareo dia tsy niditra ary izay te hiditra dia nosakananareo.
malagasy
Lozanareo, mpahay lalàna! satria nalainareo ny fanalahidin'ny fahalalana; ianareo tsy niditra, ary izay te-hiditra dia nosakananareo.