Luke 11:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha niala teo Izy dia nanomboka nanery Azy tamin-katezerana ny mpanoradalàna sy ny Fariseo ka nampiteny Azy momba ny zavatra maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niteny izany Izy, dia nododonan’ny Farisianina sy ny mpanora-dalàna, ary nozezehany fanontaniana maro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony niala teo i Jesoa, dia tezitra mafy ireo mpahay lalàna sy Farisianina; ary nanontaniany tamin’ny zavatra maro i Jesoa
Malagasy Bible 1865
Ary raha niala teo Izy, dia noteren 'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo fatratra sady nadinadininy zavatra maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha niala teo Izy dia nanomboka nanery Azy tamin-katezerana ny mpanoradalàna sy ny Fariseo ka nampiteny Azy momba ny zavatra maro.
malagasy
Ary raha niala teo Izy, dia noteren'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo fatratra sady nadinadininy zavatra maro.[Na: tezitra mafy taminy]Dia nihendry Azy izy ireo hamandrihany Azy tamin'ny teny naloaky ny vavany.