Luke 11:54 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nikendry Azy izy ireo mba hamandrika Azy amin’izay teny aloaky ny vavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hamandrihany Azy sy hahazoany vava latsaka hiampangana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nofandrimpandrihany mba hitadiavany vava latsaka.
Malagasy Bible 1865
Dia nihendry Azy izy ireo hamandrihany Azy tamin'ny teny naloaky ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nikendry Azy izy ireo mba hamandrika Azy amin’izay teny aloaky ny vavany.
malagasy
Dia nihendry Azy izy ireo hamandrihany Azy tamin'ny teny naloaky ny vavany.