Luke 11:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny namako dia tonga ao amiko avy tany amin’ny nalehany ka tsy misy harosoko azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa misy sakaizako nandeha nivahiny ka tonga ao amiko, nefa tsy manan-katolotra azy aho›,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa misy havako mivahiny vao tonga ao amiko nefa tsy manan-karoso azy aho!»
Malagasy Bible 1865
fa ny sakaizako nandeha tamin'ny nalehany, dia tonga atsy amiko, ka tsy misy izay hafahako azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny namako dia tonga ao amiko avy tany amin’ny nalehany ka tsy misy harosoko azy;
malagasy
fa ny sakaizako nandeha tamin'ny nalehany, dia tonga atsy amiko, ka tsy misy izay hafahako azy;