Luke 11:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ilay ao an-trano kosa dia hamaly hoe: Aza manahirana ahy; fa efa mihidy ny varavarana izao, ary ny zanako dia efa mandry eto am-pandriana miaraka amiko; tsy afaka hifoha hanome anao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ilay ao an-trano kosa hamaly ka hanao hoe: ‹Aza manahirana ahy, fa ny varavarana efa mihidy; izaho sy ny zanako efa tafandry, ka tsy afaka hifoha hanome anao aho.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamaly kosa angamba ny ao an-trano hanao hoe: «Aza sahiranina aho, fa ny varavarana efa mihidy ary izaho sy ny vady aman-janako efa samy am-pandriana, ka tsy afaka hifoha hanome mofo anao aho.»
Malagasy Bible 1865
ary ilay ao an-trano kosa hamaly ka hanao hoe: Aza manahirana ahy; fa efa mihidy ny varavarana izao, ary ny zanako mandry eto am-pandriana eto amiko; tsy afaka hifoha hanome anao aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ilay ao an-trano kosa dia hamaly hoe: Aza manahirana ahy; fa efa mihidy ny varavarana izao, ary ny zanako dia efa mandry eto am-pandriana miaraka amiko; tsy afaka hifoha hanome anao aho.
malagasy
ary ilay ao an-trano kosa hamaly ka hanao hoe: Aza manahirana ahy; fa efa mihidy ny varavarana izao, ary ny zanako mandry eto am-pandriana eto amiko; tsy afaka hifoha hanome anao aho?