Luke 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izaho aminareo: Na dia tsy hiainga hanome azy noho ny fihavanana aza izy dia hifoha ihany izy noho ny fitarainany fatratra ka hanome azy izay ilainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko aminareo, fa raha maharitra mandondòna izy, na dia tsy hifoha hanome azy noho ny fisakaizany aza ilay ao an-trano, dia hifoha hanome izay ilainy noho ny fanaovany lemozy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko aminareo fa na tsy hifoha hanome mofo azy noho ny fihavanana aza ilay ao an-trano, dia hifoha ihany hanome izay rehetra ilainy mba tsy ho voatabataba tsy misy farany.
Malagasy Bible 1865
Hoy Izaho aminareo: Na dia tsy hiainga hanome azy noho ny fisakaizana aza izy, dia hifoha ihany izy noho ny fitarainany fatratra ka hanome azy izay ilainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izaho aminareo: Na dia tsy hiainga hanome azy noho ny fihavanana aza izy dia hifoha ihany izy noho ny fitarainany fatratra ka hanome azy izay ilainy.
malagasy
Hoy Izaho aminareo: Na dia tsy hiainga hanome azy noho ny fisakaizana aza izy, dia hifoha ihany izy noho ny fitarainany fatratra ka hanome azy izay ilainy.[Gr.tsi-fitandroany henatra]