Luke 11:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izaho aminareo: Mangataha dia homena ianareo; mitadiava dia hahita ianareo; dondòny dia hovohana ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary hoy Izaho aminareo: Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita; mandondòna, dia hovohana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy Aho aminareo: mangataha, dia homena; mitadiava, dia hahita; dondòny, dia hovohana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izaho aminareo: Mangataha dia homena ianareo; mitadiava dia hahita ianareo; dondòny dia hovohana ianareo.
malagasy
Ary hoy izaho aminareo: Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.