Luke 12:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha entina ho ao amin’ny sinagoga sy ny mpitsara ary ny manampahefana ianareo dia aza manahy izay havalinareo na izay holazainareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha entina ho any amin’ny sinagoga sy ny mpanapaka ary ny manam-pahefana ianareo, dia aza manahy izay hamalianareo na izay holazainareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha entina hotsaraina eo amin’ny sinagôga na eo anatrehan’ny mpitondra sy ny manampahefana ianareo, dia aza manahy ny amin’izay havalinareo na izay holazainareo;
Malagasy Bible 1865
Ary raha mitondra anareo ho ao amin'ny synagoga sy ny mpanapaka ary ny manam-pahefana izy, dia aza manahy izay havalinareo, na izay holazainareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha entina ho ao amin’ny sinagoga* sy ny mpitsara ary ny manampahefana ianareo dia aza manahy izay havalinareo na izay holazainareo;
malagasy
Ary raha mitondra anareo ho ao amin'ny synagoga sy ny mpanapaka ary ny manam-pahefana izy, dia aza manahy izay havalinareo, na izay holazainareo;