Luke 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy olona iray teo amin’ny vahoaka niteny tamin’i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, teneno ny rahalahiko mba hizara lova amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy anankiray tao amin’ny vahoaka nanao taminy hoe: «Ry Mpampianatra, mba ilazao kely ny rahalahiko hizara ny lovanay amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy olona anankiray tamin’ny vahoaka vory teo nanao tamin’i Jesoa hoe: –Mpampianatra ô, mba ilazao kely ny rahalahiko hifampizara ny lovanay amiko.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy anankiray teo amin'ny vahoaka nanao tamin'i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, teneno ny rahalahiko mba hizara lova amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy olona iray teo amin’ny vahoaka niteny tamin’i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, teneno ny rahalahiko mba hizara lova amiko.
malagasy
Ary nisy anankiray teo amin'ny vahoaka nanao tamin'i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, teneno ny rahalahiko mba hizara lova amiko.