Luke 12:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy taminy: Ralehilahy, iza no nanendry Ahy ho mpitsara na mpizara eo aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Ralehilahy ô, iza moa no nanendry Ahy ho mpitsara na ho mpizara aminareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Andriamatoa ô, iza moa no nanendry Ahy ho mpitsara ny raharahanareo na ho mpizara ny fanananareo?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Ralehilahy, iza no nanendry Ahy ho mpitsara na mpizara ao aminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy taminy: Ralehilahy, iza no nanendry Ahy ho mpitsara na mpizara eo aminareo?
malagasy
Fa hoy Izy taminy: Ralehilahy, iza no nanendry Ahy ho mpitsara na mpizara ao aminareo?