Luke 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamin’ny olona: Mitandrema ianareo ka miarova tena amin’ny fitiavan-karena; fa ny ain’ny olona dia tsy miankina amin’ny habetsahan’ny zavatra ananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamin’ny olona: «Tandremo tsara sao azon’ny fahihirana ianareo, fa ny ain’ny olona tsy miankina amin’ny habetsahan’izay ananany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ny vahoaka: –Mitandrema! Aoka tsy ho voan’ny fangoronan-karena isan-karazany ianareo, fa ny ain’olona tsy miankina amin’ny habetsahan’ny fananany!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamin'ny olona: Mitandrema, ka miarova tena mba tsy ho azon'ny fieremana ianareo; fa ny ain'ny olona tsy miankina amin'ny habetsahan'ny zavatra ananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamin’ny olona: Mitandrema ianareo ka miarova tena amin’ny fitiavan-karena; fa ny ain’ny olona dia tsy miankina amin’ny habetsahan’ny zavatra ananany.
malagasy
Ary hoy Izy tamin'ny olona: Mitandrema, ka miarova tena mba tsy ho azon'ny fieremana ianareo; fa ny ain'ny olona tsy miankina amin'ny habetsahan'ny zavatra ananany.