Luke 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nilaza fanoharana taminy Izy hoe: Nahavokatra be ny tanin’ny lehilahy manankarena iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanao fanoharana tamin’izy ireo Izy ka nanao hoe: Nanan-tany nahavokatra be ity lehilahy mpanan-karena anankiray,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho azy ireo no nitantaran’i Jesoa ity fanoharana ity: –Nisy mpanankarena anankiray nanan-tany nahavokatra be,
Malagasy Bible 1865
Dia nanao fanoharana taminy Izy ka nanao hoe: Ny tanin'ny lehilahy manan-karena anankiray nahavokatra be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nilaza fanoharana taminy Izy hoe: Nahavokatra be ny tanin’ny lehilahy manankarena iray.
malagasy
Dia nanao fanoharana taminy Izy ka nanao hoe: Ny tanin'ny lehilahy manan-karena anankiray nahavokatra be.