Luke 12:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihevitra tao am-pony izy hoe: Ahoana no hataoko fa tsy manana toerana hamoriako ny vokatro aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka velona eritreritra toy izao: Inona re no hataoko, fa tsy manan-toerana hamoriako ny vokatro aho ity?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka velon’eritreritra nanao anakampo hoe: «Inona re no hataoko fa tsy ampy intsony ny toerana hamoriako ny vokatra?»
Malagasy Bible 1865
Ary izy nihevitra tao am-pony hoe: Ahoana no hataoko, fa tsy manana fitoerana hamoriako ny vokatro aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihevitra tao am-pony izy hoe: Ahoana no hataoko fa tsy manana toerana hamoriako ny vokatro aho?
malagasy
Ary izy nihevitra tao am-pony hoe: Ahoana no hataoko, fa tsy manana fitoerana hamoriako ny vokatro aho?