Luke 12:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hilaza amin’ny fanahiko aho hoe: Ry fanahy ô, manana fananana be voatahiry ho amin’ny taona maro ianao; mitsahara, mihinàna, misotroa, mifalia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary holazaiko amin’ny fanahiko hoe: Ry fanahiko, manam-pananana be ampy ho amin’ny taona maro ianao ka mialà sasatra, mihinàna, misotroa, manaova fihinanam-be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa izany, dia izao no holazaiko anakampo amin’ny aiko: Ry aiko ô, manan-tahirim-pananana be tsy ho lany lanîna mandritra ny taona maro ianao; koa mialà sasatra, mihinàna, misotroa sy milibà.»
Malagasy Bible 1865
Dia hilaza amin'ny fanahiko hoe aho: Ry fanahy ô, manana fananana be voatahiry ho amin'ny taona maro ianao; mitsahara, mihinàna, misotroa, mifalia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hilaza amin’ny fanahiko aho hoe: Ry fanahy ô, manana fananana be voatahiry ho amin’ny taona maro ianao; mitsahara, mihinàna, misotroa, mifalia.
malagasy
Dia hilaza amin'ny fanahiko hoe aho: Ry fanahy ô, manana fananana be voatahiry ho amin'ny taona maro ianao; mitsahara, mihinàna, misotroa, mifalia.