Luke 12:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy misy nafenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy misy takona izay tsy haseho, na miafina izay tsy ho fantatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy misy afenina izay tsy haseho na takona izay tsy ho fantatra.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy nafenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy misy nafenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra.
malagasy