Luke 12:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra kosa niteny taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, koa ho an’iza izay zavatra noharìnao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa Andriamanitra taminy: ‹Ry adala, anio alina ihany dia halaina aminao ny fanahinao, ka ho an’iza àry izay novorinao?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy Andriamanitra taminy: «Olona tsy misaina ianao! Anio alina ihany, dia halàko aminao ny ainao. Ka ho an’iza ireo zavatra navosanao?»
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an'iza izay zavatra noharinao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra kosa niteny taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, koa ho an’iza izay zavatra noharìnao?
malagasy
Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an'iza izay zavatra noharinao?