Luke 12:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny aina dia mihoatra noho ny hanina ary ny tena noho ny fitafiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ambony noho ny hanina ny aina, ary mihoatra noho ny fitafiana ny tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny aina mihoatra noho ny hanina; ary ny vatana mihoatra noho ny fitafiana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny aina mihoatra noho ny hanina, ary ny tena noho ny fitafiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny aina dia mihoatra noho ny hanina ary ny tena noho ny fitafiana.
malagasy
Fa ny aina mihoatra noho ny hanina, ary ny tena noho ny fitafiana.