Luke 12:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary iza moa ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro iainany, na dia hakiho iray aza?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na dia hanahy aza ianareo, iza moa no mahay mampitombo ny halavany iray hakiho akory?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza moa ianareo no mahay manalava kely ny andro iainany na dia feno fanahiana toy inona aza?
Malagasy Bible 1865
Ary iza moa ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro iainany, na dia kely monja aza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary iza moa ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro iainany, na dia hakiho* iray aza?
malagasy
Ary iza moa ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro iainany, na dia kely monja aza? [Na: ny halavan'ny tenany]