Luke 12:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha ny kely indrindra aza tsy hainareo, nahoana ianareo no manahy ny amin’ny sisa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha ny kely indrindra aza tsy efanareo, ahoana no anahianareo ny zavatra hafa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa raha ny zavatra kely tsinontsinona aza tsy efanareo, ahoana no anahianareo ny sisa rehetra.
Malagasy Bible 1865
Koa raha ny kely indrindra aza tsy hainareo, nahoana ianareo no manahy ny amin'ny sisa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha ny kely indrindra aza tsy hainareo, nahoana ianareo no manahy ny amin’ny sisa?
malagasy
Koa raha ny kely indrindra aza tsy hainareo, nahoana ianareo no manahy ny amin'ny sisa?