Luke 12:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hevero ny fanirin’ny voninkazo; tsy mba miasa na mamoly ireny; nefa lazaiko aminareo: Na dia i Solomona teo amin’ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny iray amin’ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Diniho koa ange ny fanirin’ny lisy e: tsy mba miasa na mamoly ireny; kanefa lazaiko aminareo fa na i Salômôna teo amin’ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin’izy ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Diniho koa ange ny fanirin’ny voninkazo: tsy miasa na mamoly izy ireny; kanefa lazaiko aminareo fa na i Salômôna teo amin’ny voninahiny rehetra aza, dia tsy tsara fitafiana toy ny iray amin’izy ireny.
Malagasy Bible 1865
Hevero ny fanirin'ny voninkazo; tsy mba miasa na mamoly ireny; nefa lazaiko aminareo: Na dia Solomona teo amin'ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin'ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hevero ny fanirin’ny voninkazo; tsy mba miasa na mamoly ireny; nefa lazaiko aminareo: Na dia i Solomona teo amin’ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny iray amin’ireny.
malagasy
Hevero ny fanirin'ny voninkazo; tsy mba miasa na mamoly ireny; nefa lazaiko aminareo: Na dia Solomona teo amin'ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin'ireny.[ Karazan'ny lilia]